๐€๐Œ๐๐Ž๐•๐Ž๐Œ๐๐„ (๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐˜) | ๐€๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐’๐€ ๐…๐€๐Œ๐๐€๐‡๐€๐…๐€๐๐“๐€๐‘๐€๐๐€ ๐™๐€๐•๐€-๐๐ˆ๐“๐€๐โ€™๐๐˜ ๐“๐„๐“๐ˆ๐Š๐€๐’๐€ ๐€๐…๐€๐…๐ˆ-๐’๐”๐ƒ – ๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐€๐๐Žฬ‚๐’๐˜ ๐’๐˜ ๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐˜

301 0
Naneho ny zava-bita sy ny vokatry ny asa nataony ny tetikasa AFAFI-SUD izay tetikasananโ€™ny fitondram-panjakana vatsianโ€™ny vondrona Eropeanina vola.
Nandritra ity atrikasa ity dia nisy ny fanolorana taminโ€™ny fomba ofisialy ny asa vita rehetra, ny fitaovana sy ireo kojakoja ilaina, ny paikady napetraka hanamafisana ny faharetanโ€™ny asa vita, ny fanolorana ireo antontan-taratasy sy tahirin-kevitra ho anโ€™ny rafitra sy andrim-panjakana ary ireo sampandraharaha ara-teknika (STD) sy ny vondrombahoakam-paritra (CTD).
Nanokatra taminโ€™ny fomba ofisialy ity atrikasa ity ny Governoranโ€™ny Faritra Anรดsy Voahary RAKOTOVELOMANANTSOA, niaraka taminโ€™ny:
– Ny Governoranโ€™ny Faritra Androy,
– Ny Sekretera Jeneraly eo anivonโ€™ny Prefektiora nisolotena anโ€™andriamatoa lehibenโ€™ny fileovanโ€™ny Tolagnaro
– Ny solontenanโ€™Andriamatoa Tale ny BACE,
– Ny Tale isam-paritra aminโ€™ny Minisiteranโ€™ny Sampandraharaha Teknika ary ny solontenanโ€™ireo Mpiara-miombonโ€™antoka ara-teknika sy ara-bola.
Nangonin’i ARRONE KENNEDY.

Related Post

๐™๐€๐๐ƒ๐€๐‘๐˜ ๐‘๐Ž๐€ ๐’๐€๐Œ๐˜ ๐Œ๐€๐“๐˜ ๐€๐Œ๐๐„๐‘๐ˆ๐๐€๐’๐€

Posted by - octobre 31, 2024 0
๐™๐€๐๐ƒ๐€๐‘๐˜ ๐‘๐Ž๐€ ๐’๐€๐Œ๐˜ ๐Œ๐€๐“๐˜ ๐€๐Œ๐๐„๐‘๐ˆ๐๐€๐’๐€ (๐’๐’‚๐’๐’…๐’‚๐’“๐’š ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’๐’‚-๐’…๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚ ๐’Š๐’“๐’‚๐’š ๐’๐’Š๐’•๐’Š๐’‡๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’๐’†๐’‰๐’Š๐’ƒ๐’†๐’๐’š ๐’•๐’‚๐’ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’`๐’๐’š ๐‘ช๐‘บ๐‘จ๐‘ถ ๐‘ฉ๐’†๐’“๐’๐’“๐’๐’‰๐’‚ ๐’๐’Š๐’•๐’Š๐’‡๐’Š-๐’•๐’†๐’๐’‚ ๐’Š๐’›๐’š ๐’‚๐’—๐’š ๐’†๐’) โœฆNahoraka tato…