π€πŒππ€π‘π€π“π€ππ€ππ€ π…π„ππ„π‘πˆπ•π„ | ππˆπ„π‘π„π-πƒπŽπ™π€ 𝐍𝐘 πŒππ€ππ€πŠπ€ππ“πŽ ππ€ππ“π„ππ€πˆππ€.

298 0
Nieren-doza ny Mpanankanto sady Ben’ny Tananan’ny Toamasina teo aloha, ny Mpanakanto Nanantenaina raha iny izy tao Amparatanana Fenerive Est ,teo ampanaovana Clip,no nisy nitifitra tamina zavatra tsy fantatra ny fiarany.
Maro ny olona niarahaba azy tsy maty fo aman’aiana, ary tsy vitsy mihitsy aza ireo latsa-dranomaso.
Tiana ny manamarika, fa mbola maro ny olona mankafy ny hiran’ity Kitan’ny Kanto nivoaka avy amin’ny Faritry ny Renivohitr’i Betsimisaraka ity. Anisan’ny hira mbola tsy afaka eo ambavan’ny maro ny hoe … ririnina
Aza mangatsiaka koa zah amin’ity taogna ity…
Ny Ekipan’ny Feon’ny Demokrasia dia miarahaba azy tsy maty fo aman’aina. πŸ™

Related Post

Hahazo CSB II ny FKT Soamahamanina

Posted by - novembre 12, 2023 0
Nanatanteraka fivoriana manokana tao amin’ny FKT Soamahamanina,Tsiroamandidy androany alahady 12 Novambra 2023.   Fivoriana manokana izay miompana indrindra tamin’ny fanentanana…