π…πˆπ‹π€ππŠπ„π•πˆπ“π‘π€ πŠπ€πŽπŒπˆππ€π‹π˜ πŒπŽπ‘πŽππƒπ€π•π€ ππ€ππ€πŽπŒππŽπŠπ€ π€ππƒπ‘πŽπ€ππ˜ 𝐍𝐘 π…πˆπ•πŽπ‘πˆπ€ππ€ 𝐀𝐑𝐀-ππŽπ“πŽπ€ππ€ π•πŽπ€π‹πŽπ‡π€ππ˜

172 0

Nanomboka androany ny fivoriana ara-potoana ho an’ny filankevitra kaominaly eto amin’ny kaominina ambonivohitra Morondava izay tanterahana ao amin’ny biraon’ny filankevitraΒ  ka lohahevitra miisa folo no dinihina sy tapahina isan’izany ny fitsipika anatiny sy ny rafitra eo amin’ny mpanatanteraka.

Tonga avokoa ireo mpanolontsaina miisa 13 ary samy nandray anjara mavitrika avokoa teo amin’ny fanavaozana ny fitsipika anatiny raha ny tapany maraina teo no jerena .

Nangonon’i RA PA

Related Post

MENABE CONNEXION

Posted by - novembre 18, 2024 0
Nahazo fiaraha miasa amin’ny masoivohon’ny Frantsay eto Madagasika ka tetik’asa eo anivon’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ary koa ny lafiny…