๐ƒ๐ž๐ฉ ๐‘๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐๐€๐’๐Ž๐‹๐Ž ๐€๐ฎ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ญ๐ข๐ง | ๐๐ˆ๐•๐Ž๐€๐Š๐€ ๐“๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐๐†๐ˆ๐๐€๐๐˜

323 0
Manoloana ny fanambarana tsy nisy fanadihadiana,sy fanasoketana ny mpiasam-panjakร na iray ao Marolambo,dia nivoaka tamin’ny fahanginany ny Solombavambahoaka voafidy tao Marolambo Randrianasolo Augustin.

Efa nisy ny fanambarana nataon’ireo Ben’ny Tanana rehetra tao amin’ny Distrikan’ny Marolambo manohana an’io mpiasam-panjakร na io, ary nohamafisin’ny Solombavambahoaka izany androany. Tsy tokony hisy ny fanasoketana mpiasam-panjakร na hoy izy.
Tokony hahay hiara hiasa tsara ny Olom-boafidy sy olom-boatendry ho tombotsoan’ny vahoaka iaraha-manana
Nangonin ‘i Claudia Tsitolomy

Related Post

Commune Sabotsy Namehana| Voatolotra ny Lakilen’ny FKT Tsarafara

Posted by - juillet 8, 2024 0
๐๐€๐“๐Ž๐‹๐Ž๐“๐‘๐€ ๐€๐โ€™๐ˆ ๐‘๐€๐Œ๐€๐“๐Ž๐€ ๐…๐ˆ๐‹๐Ž๐‡๐€๐โ€™๐๐˜ ๐…๐Ž๐Š๐Ž๐๐“๐€๐๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐‹๐€๐‡๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐๐ˆ๐‘๐€๐Ž๐Œ-๐๐Ž๐Š๐Ž๐๐“๐€๐๐˜ ๐„๐“๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐…๐Š๐“ ๐“๐’๐€๐‘๐€๐…๐€๐‘๐€ Maso niara-nijery satria nibaribary tahaka ny tafika andrefan-tanana…