Distrika Benenitra | Nitrangana vaky Fasana

383 0
Tranga mampalahelo nitrangana vaky Fasana ato amin’ny Kaominina Benenitra atapo Tanàna Zay tsilavitra akory miala Tanàna Zara raha 1km misy io Fasana.Nalevina omaly ity Razana Ankizy Kely Tokony ho eo amin’ny 6taona ity Izao nisy namaky ka nesoriny ireo ondraty masony Razana zay vo nalevina omaly.
Fianakavia hisafo fasana maraina be nahita an’ity tranga ity ka nivoaka teo abaravara Vata nisy Razana io ka nijerena hay fa tsieo Masony lay Razana deo natao Hazolava tamin’ny Tomponandraikitra filaminana tsirairay misy Eto Benenitra
Hatreto Mbola agnatiny aradia ny Fokonolona sy ny Zandary sy DINABE Andrsana tohiny ity raharaha ity

Related Post

ESTIIM’ MIZARA HAFALIANA

Posted by - décembre 19, 2023 0
  Hetsika iray manan-danja no nokarakarain’ny mpianatra, session d’été, ao amin’ny oniversité tsy miankina ESTIIM’ taona voalohany L1 amin’ny taranja…

PORT-BERGE | NANGATAHIN’NY VAHOAKA HIROTSAKA HO DEPIOTE Dr ADOLPHE FIAREMA

Posted by - mars 17, 2024 0
𝐏𝐎𝐑𝐓-𝐁𝐄𝐑𝐆𝐄 | 𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐓𝐀𝐇𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 𝐇𝐈𝐑𝐎𝐓𝐒𝐀𝐊𝐀 𝐇𝐎 𝐃𝐄𝐏𝐈𝐎𝐓𝐄 𝐃𝐫 𝐀𝐃𝐎𝐋𝐏𝐇𝐄 𝐅𝐈𝐀𝐑𝐄𝐌𝐀 𝐓𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐓𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐇𝐀 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐙𝐘. Manana zo…