𝗠𝗔𝗑𝗗π—₯π—œπ—§π—¦π—”π—₯𝗔 – π— π—œπ—§π—”π— π—•π—”π—§π—₯𝗔 π— π—œπ—”π—₯𝗒 𝗑𝗬 π—§π—’π—‘π—§π—’π—Ÿπ—’ π—œπ—”π—œπ—”π—‘π—”π—‘π—” 𝗑𝗬 𝗠𝗣𝗔𝗑𝗗π—₯𝗔𝗛𝗔π—₯𝗔𝗛𝗔𝗑`𝗑𝗬 𝗙𝗒𝗑𝗝𝗔

142 0
Tsy mijanona amin`ny asa fandraharahana andavan`andro ny andraikitry ataon`ny mpandraharahan`ny fonja ao Mandritsara fa misehatra amin`ny fiarovana ny tontolo iainana ihany sy sehatra hafa koa.
Nanokana fotoana izy ireo androany sabotsy 18 janoary 2025 ka niaraka namboly hazo sady nanara-maso ny hazo efa navoly tamin`ny taon-dasa. 90%-ny zanakazo efa navoly no maniry tsara. Ao amin`ny camp pΓ©nal Ampatsifatsy fokontany Masiakomby commune Kalandy distrikan`i Mandritsara no nanatanterahana voly hazo izao.
Nangonin`i Claudio

Related Post

VONJEO MAROANAKOMBY FA ATAON’NY DAHALO TAMPIM-BARAVARANA IREO MPIFINDRA MONINA

Posted by - janvier 14, 2024 0
π•πŽππ‰π„πŽ πŒπ€π‘πŽπ€ππ€πŠπŽπŒππ˜ 𝐅𝐀 π€π“π€πŽπ’𝐍𝐘 πƒπ€π‡π€π‹πŽ π“π€πŒππˆπŒ-𝐁𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 πˆπ‘π„πŽ πŒππˆπ…πˆππƒπ‘π€ πŒπŽππˆππ€ —   Vonjeo MAROANAKOMBY, ( FKT Maroanakomby , Commune Rurale Mandrosonoro,…