Amin’izao vanimpotoan’ny fahavaratra izao dia mitohy hatrany ny fanetanana ataon’ny mpilatsaka antsitra_po ny Croix rouge Malagasy ato amin’ny Distrikan’ny Morondava ka androany dia tao amin’ny kaominina ambanivohitra Analaiva izy ireo no nanatanteraka izany izay nentina nampafantara ny olona ireo loko filazana loko ary ny tokony atao aloha sy aoriana ary mandritran’ny andron’ny rivodoza na fiakaran’ny rano .
Olona maherin’ny 1500 no voaentana tamin’izany izay nahitana ireo sokajin’olona rehetra eny fa ireo tsy salama namonjy toerm_pitsaboana aza dia nahazo ny anarany.
✅Androany no andro voalohany ho an’ny fampirantiana izay ataon’ny bank’i foiben’ny Madagasikara eto Morondava ka hita nandritrin’ny fandalonavana teny an-toerana…
Raha ny fadaharm-potoana navoakan’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena dia ny alatsinainy faha sivy ny volana septembre teo no tokony hanomboka ny taom-pianarana…