๐ Nohon’ny fangatahan’ny talen_tsekoly tamin’ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena Andriamatoa Haja Resampa dia tonga namaly izany ny minisitra…
Nanomboka andiam-pifampidinihana ara-politika tao Dakar ny filohanโi Sรฉnรฉgal, Bassirou Diomaye Faye, ho fitadiavana marimaritra iraisana manoloana ny raharaham-pirenena sy ireo…