LETCHI MANDRITSARA – ๐— ๐—œ๐—ง๐—ข๐—•๐—”๐—ž๐—”, ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—”๐—ฅ๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—š๐—ข๐— -๐—ž๐—ข๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—”

71 0

Vitsy ny mpanangom-bokatra manondrana ivelany, mitobaka anefa ny vokatra. 30.000 Ar ny iray garaba (harona lehibe), misy 10.000 Ar arakaraka haben`ny harona. 12 /100 Ar.

Ireo mpividy tsotra mandafo sisin-dalana no betsaka tonga mividy ao amin`ny tsena voatokana Ambalanantsotry Mandritsara.

ยซย Tsy misy maka maro ny mpividy, maka kely dia lasa, tianay ny hanjifan`izy ireo amin`ny harona maromaroย ยป hoy ireo mpitondra vokatra avy ambanivohitra. Amin`ny tapany atsinanan`i Mandritsara no mpamatsy vokatra ity.

Miantso ireo mpividy vokatra ho tonga aty an-toerana izy ireo. Nanomboka tamin`ny herinandro ity no tsy tapaka ny fitondran`ireo mpamboly letchi izao aty Mandritsara.

Nangonin`i Claudio

Related Post