๐Œ๐€๐ˆ๐‘๐„ ๐‰๐€๐Œ๐„๐’ | ๐๐ˆ๐“๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€ ๐…๐ˆ๐Ž๐•๐€๐๐€ ๐๐„ ๐‡๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐๐„๐“๐’๐Ž๐‡๐€๐๐€

313 0
Nandritrโ€™izay nitondranโ€™i James ny Kaominina ambanivohitra Betsohana, Distrika Mandoto, Faritra Vakinankaratra iny, dia nahitana fiovana lehibe ny tanana,
Raha nalaza fa faritra mena iny toerana iny, dia efa nilamina ankehitriny, nohonโ€™ny fiaraha-miasa nisy teo aminโ€™ny Benโ€™ny tanana James sy ny Mpitandro filaminana.
Ny foto-drafitrโ€™asa indray dia nisy ny ezaka be nataonโ€™ity Benโ€™ny tanana ity ny aminโ€™izany, izay hitam-poko hitam-pirenena, arak any fomba fiteny aty an-tanana, fa mibaribary toy ny vay an-kandrina tokoa.
Anisanโ€™ny tsy nataony ambanin-javatra ny fijerena ny tanora, ka maro ireo kianja filalaovam-baolina ato aminโ€™ny Kaominina no nasiam-panamboarana, ary tsy vitsy ireo lalao iraisam-pokontany nokarakarainy, andaniny dia be ireo Fikambananโ€™ny tanora nampiany sy notohanany.
Hiresaka kely mahakasika ny famerenana ny tany hoanโ€™ny vahoaka isika, dia nisy ny ezaka natao aminโ€™ny fizarana karan-tany, izay asa tena mihatraika aminโ€™ny fiainany vahoaka.
Be ireo efa vita, kanefa mbola maro dia maro ny ny vina mbola tiana ho tratrarinak na nahatonga azy hirotsaka hofidiana indray.
Koa entanina isika vahoakanโ€™ny Betsohana, hifidy anโ€™i James laharana voalohany ( Nยฐ1) ao aminโ€™ny Bileta Tokana. Tongava mifidy aminโ€™ny faha 11 Desambra 2024 ho avy izao, FIDIO JAMES
Laharana voalohany ny tenako, ary ataoko voalohany indrindra aminโ€™ny kaominina manodidina ihany koa ny Kaominina Betsohana raha Fampandrosoana no resahana hoy izy rehefa nitafa taminay.
Nangonin ‘Lay Mahitsy

Related Post

๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป-๐—ท๐—ผ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ด๐—ฎ๐˜‡๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜†.

Posted by - octobre 3, 2023 0
๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป-๐—ท๐—ผ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ด๐—ฎ๐˜‡๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜†. Miantsoroka andraikitra sarotra, mihatra aman’aina ny mpanao gazety, manatanteraka ny…