π…π€ππŽπŠπ€π…π€ππ€ 𝐍𝐘 π“π€πŽπŒ-ππˆπ€ππ€π‘π€ππ€ 2024-2025 π‡πŽ 𝐀𝐍’πˆπ‘π„πŽ π’π„πŠπŽπ‹π˜ πŠπ€π“πŽπ‹πˆπŠπ€ π€π“πŽ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πƒπˆπŽπ’π„π™πˆπ’π€πŒππ€π“πŽππƒπ‘π€π™π€πŠπ€

646 0
Notanterahina tao amin’ny CathΓ©drale Ambatoambo Ambatondrazaka ny marainan’ny Alarobia 20 Novambra 2024 teo ny Sorona Masina fitrotroana am-bavaka ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pianarana 2024-2025 ho an’ny Sekoly KatΓ΄lika ato anatin’ny Diosezin’Ambatondrazaka.
Nanotrona sy nanome voninahitra izany ny Talem-paritry ny Fanabeazam-pirenena Alaotra Mangoro, sy ny lehiben’ny faripiadidiam-pampianarana Ambatondrazaka ary ny sefo ZAP Ambatondrazaka.
Β« Sekoly katΓ΄lika mijoro, manabe ny olona manontolo, ho antoky ny ho avy Β» moa no lohahevitra ianan’ireo sekoly amin’ity taom-pianarana ity ary mpianatra sy mpanabe aman-drivony no tonga niara-niombo-bavaka tamin’io fotoan-dehibe io.
πŸ“ 𝑳𝒐𝒗𝒂 𝑱𝒂𝒏𝒂̀

Related Post

π…π’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš π“πŒπŒ πŸ“πŸŽπŸ | 𝐍𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐨𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 π‚π’ππŸ π“πšπ§πšπ¦π›πšπ¨ π•πžπ«π«πžπ«π’πž

Posted by - juillet 13, 2024 0
π…π’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš π“πŒπŒ πŸ“πŸŽπŸ | 𝐍𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐨𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 π‚π’ππŸ π“πšπ§πšπ¦π›πšπ¨ π•πžπ«π«πžπ«π’πž —- Toamasina: Nahazo tombony ny vahoaka ao Tanambao…