C.U. PORT-BERGE | KANDIDA EFA NIOMANA SY AVY AMIN’NY VAHOAKA ARY MIAVAKA ZANDRIKELY EMMANUEL DIT 5/5

385 0
Iray amin’ireo kandidà hifaninana ho Ben’ny tanàna eo anivon’ny kaominina Port-Bergé renivohitra i Emmanuel Vorisaotra. Efa niomana hatramin’ny ela ny tenany sy ireo drafitra amam-paika entiny ho fampandrosoana ny tanàna, araka ny fanazavana.
Nirotsaka amin’ny anarany manokana (Independant) ity kandidà ity noho izy avy amin’ny vahoaka ary ho an’ny vahoaka. Antony maro no nahatonga azy niroso handray anjara amin’izao fifidianana izao ary miavaka i Emmanuel zandrikely.

🎥 Nangonin’i Gabin Eloi

Related Post

𝗘𝘁𝗮𝘇𝗼𝗻𝗶𝗮 – 𝗦𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮 𝗔𝗺𝗲𝗿𝗶𝗸𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗲𝗼 𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮 𝗗𝗼𝗻𝗮𝗹𝗱 𝗧𝗿𝘂𝗺𝗽!

Posted by - juillet 14, 2024 0
𝗘𝘁𝗮𝘇𝗼𝗻𝗶𝗮 – 𝗦𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮 𝗔𝗺𝗲𝗿𝗶𝗸𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗲𝗼 𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮 𝗗𝗼𝗻𝗮𝗹𝗱 𝗧𝗿𝘂𝗺𝗽! (𝖭𝗂𝗌𝗒 𝗇𝗂𝗍𝗂𝖿𝗂𝗍𝗋𝖺 𝗍𝖾𝗈 𝖺𝗆𝗉𝖺𝗇𝖺𝗈𝗏𝖺𝗇𝖺 𝖿𝖺𝗆𝗉𝗂𝖾𝗅𝖾𝗓𝖺𝗇-𝗄𝖾𝗏𝗂𝗍𝗋𝖺) ☆Hatairana no nandrenesan`ny vahoaka…