๐๐€๐๐ˆ๐’๐€๐๐€ | ๐“๐‘๐€-๐“๐„๐‡๐€๐Š๐ˆ๐’๐๐˜ ๐Œ๐๐ˆ๐“๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž ๐…๐ˆ๐‹๐€๐Œ๐ˆ๐๐€๐๐€ ๐ˆ๐‹๐€๐˜ ๐“๐Ž๐•๐Ž๐‹๐€๐‡๐˜ ๐Œ๐๐€๐๐†๐€๐‹๐€๐“๐‘๐€ ๐“๐Ž๐๐†๐Ž-๐ƒ๐‘๐Ž๐€

310 0
Raha samy variana amin’ny filaharan-drano ny olona, ary samy sondriana amin’ny raharaha sahaniny ny ankabeazan’ny saramba ben’n vahoka, dia misy ireo mitsivalam-pandry manararaotra ny fahasahiran’ny hafa.
Tovolahy iray sahabo ho 20 taona eo ho eo, no niezaka nanosika Mรดtรด amin’iny lalam-be migodana, na ilay antsoina hoe ย ยป Rocade Iarivoย ยป iny, nosakan’ny Mpitandro filaminana ny anao lahy, ary nanontaniana hoe aiza ny papier, dia milaza izy fa ao, nanontaniana ihany koa izy hoe aiza ny lakile, dia tsy nana-kavaly ity Mpangalatra. Fotoana fohy taorian’izay, indro ny tompon’ny kodiarandroa fa efa niezaka nanenjika avy ato aoriana, ka vaky barara teo ity farany.
Notazonina ao amin’ny Polisy 8eme izy, mialohan’ny hanolorana azy eo anatrehan’ny fitsarana.
Nangonin ‘Lay Mahitsy

Related Post

RAHARAHA FANAPOHANA SOLIKA

Posted by - octobre 22, 2024 0
Olona 24 tompon’antoka no voasambotry ny sampana fikarohana heloka bevava eo anivon’ny zandarimariam_pirenenana taorian’ny fidinana ifotony natao tamina tokatrano 10…

ยซย ๐ƒ๐‘๐Ž๐ˆ๐“ ๐ƒ๐„ ๐‘๐„๐๐Ž๐๐’๐„ ย ยป ๐€๐•๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐’๐„๐๐€๐“๐Ž๐‘๐€ ๐Œ๐€๐‹๐€๐†๐€๐’๐˜

Posted by - fรฉvrier 28, 2025 0
Manoloana ny famoaham-baovao, nataon’ny Gazety an’habaka Feon’ny Demokrasia omaly,Alakamisy 27 Febroary 2025, (https://feonydemokrasia.mg/alerte-ambatomanjaka/) dia mitondra ity ๐Ÿ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐š๐ฆ-๐›๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ity ny ๐—ฆ๐—ฒฬ๐—ป๐—ฎ๐˜…