Toamasina: Nizotra ampilaminana ny fifaninanana idirana ho mpandraharahan’ny fonja tamin’ity andro voalohany ity.

356 0
Toamasina: Nizotra ampilaminana ny fifaninanana idirana ho mpandraharahan’ny fonja tamin’ity andro voalohany ity.
Haharitra telo andro ny fanadinana ka ao amin’ny Lycée Jacques Rabemananjara no ivotoeram-panadinana.
Tsy nisy ny olana.
Marihana moa fa miisa 1592 ny isan’ny mpiadina ho an’ny Faritanin’ny Toamasina.

Related Post

𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐍𝐈𝐕𝐎𝐇𝐈𝐓𝐑’𝐈𝐌𝐄𝐑𝐈𝐓𝐒𝐈𝐀𝐓𝐎𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐕𝐎𝐀𝐑𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐍-𝐊𝐄𝐇𝐈𝐓𝐑𝐈𝐍𝐘

Posted by - décembre 7, 2025 0
Kaominina iray amin’ireo 23 mandrafitra ny faritra Itasy ao anatin’ny distrikan’ny Arivonimamo ny kaominina ambonivohitr’Imeritsiatosika , manana velaran-tany mirefy 173Km²…