๐•๐Ž๐€๐๐„๐“๐‘๐€๐Š๐€ ๐๐˜ ๐’๐€๐Œ๐๐Ž๐€๐ƒ๐˜ ๐‡๐Ž ๐€๐’๐๐˜ ๐‹๐Ž๐‡๐Ž๐‹๐Ž๐๐€ ๐‘๐€๐Œ๐€๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€ ๐„๐Œ๐ˆ๐‹๐ˆ๐๐„ ๐‘๐€๐Š๐Ž๐“๐Ž๐๐„

248 0
Nandritra ny lanonam-panokafana ny fivoriana tsy ara-potoanan’ny Antnimierandoholona androany Alatsinainy 12 Aogositra 2024 no nanametrahana ny samboady ho anโ€™ny loholonโ€™ny Toamasina vaovao Rtoa RAMAROSOA ร‰miline Rakotobe voafidy ato amin’ny Faritan’i Toamasina , nisolo ny toeranโ€™ny loholona teo aloha Atoa MANASOA Donnat Tang , voafidy ho solombavambahoakanโ€™i Mahanoro , izay nisaorana manokana androany.
Mirary azy hatrany ahefa be amin’ny adidy masina ho an’ny Tanindrazana.
๐Ÿ“ ๐‘ณ๐’๐’—๐’‚ ๐‘ฑ๐’‚๐’๐’‚ฬ€

Related Post

Fรฉdรฉration Malagasy de Kung-Fu Wisa

Posted by - dรฉcembre 17, 2023 0
๐…๐žฬ๐๐žฬ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐๐ž ๐Š๐ฎ๐ง๐ -๐…๐ฎ ๐–๐ข๐ฌ๐š — 15 dรฉcembre 2023 Tontosa ny: FIVORIAMBE ARA-POTOANA FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina…