π…πŽπ€π‘π€ π‘π„π™πˆπŽππ€π‹π˜ π€π‹π€πŽπ“π‘π€ πŒπ€ππ†πŽπ‘πŽ

724 0

Manomboka ny 12 Aogositra ary mifarana ny 18 Aogositra 2024 ny FOARA REZIONALY FIHAVANANA izay ho tanterahina eto Ambatondrazaka renivohitry ny Faritra Alaotra Mangoro.

Efa ao anatin’ny fanomanana tanteraka ny fiadidiana ny faritra amin’izao fotoana izao satria hiavaka tsy toin’ny efa fahita hatramin’izay ity Foara Fihavanana ity

Afaka miantso ny laharana 038 10 745 92/034 40 063 31Β πŸ“±ireo rehetra te handray anjara sy hanao famandrian-toerana ary mila fanazavana fanampiny.


πŸ“Β π‘³π’π’—π’‚ 𝑱𝒂𝒏𝒂̀

Related Post

ESTIIM’ MIZARA HAFALIANA

Posted by - dΓ©cembre 19, 2023 0
  Hetsika iray manan-danja no nokarakarain’ny mpianatra, session d’étΓ©, ao amin’ny oniversitΓ© tsy miankina ESTIIM’ taona voalohany L1 amin’ny taranja…

π’πšπ«π¨π›π’ππ² 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐬𝐚π₯𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚

Posted by - janvier 9, 2024 0
π’πšπ«π¨π›π’ππ² 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐬𝐚π₯𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚…   Manoloana ny fiparitahan’ny aretina maso ao amin’ny Faritra Boeny, dia tonga anio ary hiparitaka amin’ireo tompim-pahasalamana…