π™π€ππƒπ€π‘π˜ π‘πŽπ€ π’π€πŒπ˜ πŒπ€π“π˜ π€πŒππ„π‘πˆππ€π’π€

340 0
π™π€ππƒπ€π‘π˜ π‘πŽπ€ π’π€πŒπ˜ πŒπ€π“π˜ π€πŒππ„π‘πˆππ€π’π€
(π’π’‚π’π’…π’‚π’“π’š π’Žπ’‘π’Šπ’‚π’π’‚-𝒅𝒓𝒂𝒉𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂 π’Šπ’“π’‚π’š π’π’Šπ’•π’Šπ’‡π’Šπ’•π’“π’‚ π’π’†π’‰π’Šπ’ƒπ’†π’π’š 𝒕𝒂𝒐 π’‚π’Žπ’Šπ’`π’π’š π‘ͺ𝑺𝑨𝑢 𝑩𝒆𝒓𝒐𝒓𝒐𝒉𝒂 π’π’Šπ’•π’Šπ’‡π’Š-𝒕𝒆𝒏𝒂 π’Šπ’›π’š π’‚π’—π’š 𝒆𝒐)
✦Nahoraka tato amin`ny tambazotran-tserasera ny tranga niseho tao Beroroha androany alarobia 30 oktobra 2024 maraina, manoloana ny fitifiran`ny zandary mpiana-draharaha ny kapiteny, Nantenaina Frank Muller, kaomandin`ny CSAO Beroroha izay maty tsy tra-drano. Nitifi-tena ilay mpiana-draharaha rehefa avy nanao izany ka nentina notsaboina fa tsy tana koa ny ainy.
Araka ny loharanom-baova, nanasazy ilay zandary mpiana-draharaha i kapiteny Nantenaina (kaomandin’ny CSAO Beroroha), androany maraina io. Rehefa izay, nampiasa basy ilay mpiana-draharaha nitifitra ka nahafaty an’ity lehibeny ity, sahabo tamin’ny 8:30, tao amin’ny toby ihany. Efa lasa any an-toerana ireo lehibe manamboninahitra jeneraly hijery ny toe-draharaha.
Nangonin’i Uni Raz

Related Post

Jean Nirina RAFANOMEZANTSOA | Manana vina hampandroso sy hampivoatra ny Fokontany Anosizato Atsinanana, ao anatin’ny Boriboritany faha4.

Posted by - septembre 5, 2024 0
Β« π»π‘Žπ‘›π‘Žπ‘œ π‘–π‘§π‘Žπ‘¦ β„Žπ‘Žβ„Žπ‘Ž 𝐹𝐾𝑇 π‘€π‘π‘–π‘‘π‘Žπ‘Ÿπ‘–π‘‘π‘–π‘Ž ( 𝐹𝐾𝑇 π‘ƒπ‘–π‘™π‘œπ‘‘π‘’) 𝑛𝑦 πΉπ‘œπ‘˜π‘œπ‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘¦ π‘‘π‘Žπ‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘Žπ‘˜π‘œ π‘Žβ„Žπ‘œ, π‘ π‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘–π‘Ž π‘‘π‘’π‘‘π‘œ π‘›π‘œ π‘›π‘œ π‘›π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘™π‘Žπ‘‘π‘ π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘›β€™π‘›π‘¦ π‘‘π‘Žπ‘£π‘œπ‘›π‘–π‘˜π‘œ, π‘˜π‘Ž…